Ny lisitra Swadesh dia lisitry teny teny ao anatin' ny voambolana mahatohitra fiovana indrindra, novolavolain' ilay mpahay teny sady antrôpôlôgy amerikana atao hoe Morris Swadesh tamin' ny taompolo 1940-1950. Ampiasaina amin' ny haiteny mampitaha sy amin' ny haiteny ara-tantara ary koa amin' ny antrôpôlôjia izy io mba hamantarana ny voambolana fototra amin' ny fiteny rehetra izay vao sambany anaovana fandalinana, ary koa mba hamaritana ny haavon' ny fifanakaikezan' ny fiteny roa na maromaro.
Ny lisitra Swadesh farany, navoaka tamin' ny 1971, dia misy teny 100. Ny fanazavana ny teny dia hita ao amin' ny Swadesh 1952 na, izay marihina amin' ny sabatra (†), ao amin' ny Swadesh 1955. Marihina fa io filaharana tany am-boalohany io ihany no manazava ny hevitry ny teny marina izay tsy milahatra araka ny abidia, ohatra, amin' ny tranga "27. bark" ("hodi-kazo", tany am-boalohany tsy nisy ny famaritana atovana eto).
Ny lisitra be mpampiasa indrindra amin' izao fotoana izao dia ny lisitry Swadesh aitana teny misa 207, nalaina avy amin' ny Swadesh 1952. Ao amin' ny Wiktionary ("Swadesh lists by language", "Lisitra Swadesh isaky ny fiteny"), Panlex sy ao amin' ny "Swadesh Word List of Indo-European languages" ("Lisitry ny Teny Swadesh amin' ny fiteny indô-eorôpeana") an' i Palisto, lisitra Swadesh an-jatony amin' ity endrika ity dia azo jerena.
Ny lisitra Swadesh–Yakhontov dia ampahany ahitana teny miisa 35 avy ao amin' ny lisitra Swadesh izay nataon' ilay Rosiana mpahay teny Sergei Yakhontov tamin' ny taona 1960 tany ho any, na dia tamin' ny 1991 aza no navoaka tamin' ny fomba ôfisialy ilay lisitra. Indreto izy ireo:
Inty ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny frantsay sy amin' ny teny malagasy.
No | Teny frantsay | Teny malagasy |
---|---|---|
1 | je | aho / izaho |
2 | tu, vous (manaja) | anao / ianao |
3 | il | izy |
4 | nous | isika /atsika, izahay |
5 | vous (maro) | anareo/ianareo |
6 | ils | izy, izy ireo, ry zareo |
7 | ceci, celui-ci | ity |
8 | cela, celui-là | izany |
9 | ici | eto |
10 | là | ao |
11 | qui | iza |
12 | quoi | inona |
13 | où | aiza |
14 | quand | oviana (lasa), rahoviana (hoavy) |
15 | comment | ahoana /manahoana |
16 | ne ... pas | tsy |
17 | tout | ny ... rehetra |
18 | beaucoup | betsaka /maro |
19 | quelques | vitsivitsy |
20 | peu | kely |
21 | autre | hafa |
22 | un | iray |
23 | deux | roa |
24 | trois | telo |
25 | quatre | efatra |
26 | cinq | dimy |
27 | grand | lehibe |
28 | long | lava |
29 | large | malalaka |
30 | épais | matevina |
31 | lourd | mavesatra |
32 | petit | kely |
33 | court | fohy |
34 | étroit | tery |
35 | mince | manify, mahia |
36 | femme | vehivavy |
37 | homme (mâle adulte) | lehilahy |
38 | homme (être humain) | olombelona |
39 | enfant | anaka / zanaka |
40 | femme (épouse) | vady (vehivavy) |
41 | mari | vady (lehilahy) |
42 | mère | reny |
43 | père | ray |
44 | animal | biby |
45 | poisson | trondro |
46 | oiseau | vorona |
47 | chien | alika, amboa |
48 | pou | hao |
49 | serpent | bibilava |
50 | ver | kankana |
51 | arbre | hazo |
52 | forêt | ala |
53 | bâton | kibay, tehina |
54 | fruit | voankazo |
55 | graine | voa |
56 | feuille (d'un végétal) | ravina |
57 | racine | faka, fototra |
58 | écorce | hodi-kazo |
59 | fleur | voninkazo |
60 | herbe | ahitra , bozaka |
61 | corde | tady |
62 | peau | hoditra |
63 | viande | hena |
64 | sang | ra / lio |
65 | os | taolana |
66 | graisse | taviny |
67 | œuf | antody |
68 | corne | tandroka |
69 | queue (an' ny biby) | rambo |
70 | plume (an' ny vorona) | volom-borona |
71 | cheveux | volo (amin' ny loha) |
72 | tête | loha |
73 | oreille | sofina |
74 | œil | maso |
75 | nez | orona |
76 | bouche | vava |
77 | dent | nify |
78 | langue (taova) | lela |
79 | ongle | hoho |
80 | pied | tongotra |
81 | jambe | ranjo |
82 | genou | lohalika |
83 | main | tanana |
84 | aile | elatra |
85 | ventre | kibo |
86 | entrailles, intestins | tsinay |
87 | cou | vozona, tenda |
88 | dos | lamosina |
89 | poitrine | tratra |
90 | cœur (taova) | fo |
91 | foie | aty |
92 | boire | misotro |
93 | manger | mihinana |
94 | mordre | manaikitra |
95 | sucer | mifiaka |
96 | cracher | mandrehoka |
97 | vomir | mandoa |
98 | souffler | mitsoka |
99 | respirer | miaina, misefo |
100 | rire | hehy, tokiky |
101 | voir | mahita |
102 | entendre | maheno |
103 | savoir | mahafantatra, mahay |
104 | penser | mieritreritra |
105 | sentir (fanimboloana) | manambolo |
106 | craindre | matahotra, manahy |
107 | dormir | matory |
108 | vivre | velona |
109 | mourir | modimandry, maty |
110 | tuer | mamono |
111 | se battre | miady |
112 | chasser (haza) | mihaza |
113 | frapper | mikapoka |
114 | couper | mandidy |
115 | fendre | mamaky |
116 | poignarder | manatsatoka antsy |
117 | gratter | mikiky, mikaoka |
118 | creuser | mihady, mangady, mandavaka |
119 | nager | milomano |
120 | voler (eny amin' ny habakabaka) | manidina |
121 | marcher | mandeha |
122 | venir | avy, tonga, tamy |
123 | s'étendre, être étendu | mamelatra |
124 | s'asseoir, être assis | mipetraka |
125 | se lever, se tenir debout | mifoha, mitsangana |
126 | tourner (intransitif) | mihodina |
127 | tomber | mianjera, lavo |
128 | donner | manome |
129 | tenir | mitantana |
130 | serrer, presser | mamihina, manindry |
131 | frotter | manakasoka |
132 | laver | manasa |
133 | essuyer | mamafa |
134 | tirer | mitifitra |
135 | pousser | manosika |
136 | jeter, lancer | manoraka |
137 | lier | mamehy, mamatotra |
138 | coudre | manjaitra |
139 | compter | manisa |
140 | dire | milaza, miteny |
141 | chanter | mihira, miantsa, mikalo |
142 | jouer | milalao |
143 | flotter | mitsinkafona |
144 | couler (ranoka) | mikoriana |
145 | geler | mandry (rano) |
146 | gonfler | mibontsina |
147 | soleil | masoandro |
148 | lune | volana (satelita) |
149 | étoile | kintana |
150 | eau | rano |
151 | pluie | orana |
152 | rivière | renirano |
153 | lac | farihy |
154 | mer | ranomasina |
155 | sel | sira |
156 | pierre | vato |
157 | sable | fasika |
158 | poussière | vovoka |
159 | terre | tany |
160 | nuage | rahona |
161 | brouillard | zavona |
162 | ciel | lanitra |
163 | vent | rivotra |
164 | neige | ranomandry |
165 | glace | rano mandry |
166 | fumée | setroka |
167 | feu | afo |
168 | cendre | lavenona |
169 | brûler | may |
170 | route | lalana |
171 | montagne | tondrombohitra |
172 | rouge | mena |
173 | vert | maitso |
174 | jaune | mavo |
175 | blanc | fotsy |
176 | noir | mainty |
177 | nuit | alina |
178 | jour | andro |
179 | an, année | taona |
180 | chaud | mafana |
181 | froid | mangatsiaka |
182 | plein | feno |
183 | nouveau | vaovao |
184 | vieux | antitra, tonta |
185 | bon | tsara |
186 | mauvais | ratsy |
187 | pourri | bobongolo, lo |
188 | sale | maloto |
189 | droit | mahitsy |
190 | rond | boribory |
191 | tranchant | maranitra |
192 | émoussé | dombo |
193 | lisse | malama |
194 | mouillé, humide | mando |
195 | sec | maina |
196 | juste, correct | mendrika |
197 | près | akaiky |
198 | loin | lavitra |
199 | droite | havanana, ankavanana |
200 | gauche | havia, ankavia |
201 | à | amin' ny, an' ny, any amin' ny |
202 | dans | anaty |
203 | avec | amin' ny (miaraka) |
204 | et | sy, ndraiky, ary |
205 | si (fepetra) | raha |
206 | parce que | satria |
207 | nom | anarana |
Inty ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny anglisy sy amin' ny teny malagasy.
№ | Teny anglisy | Teny malagasy |
---|---|---|
1 | I (1sg) | aho |
2 | you (2sg) | ianao |
3 | he, she, it (3sg) | izy |
4 | we (1pl) | isika (inclusive), izahay (exclusive) |
5 | you (2pl) | ianareo |
6 | they (3pl) | izy, izy ireo, ry ireo |
7 | this | ity |
8 | that | izany |
9 | here | eto |
10 | there | ao |
11 | who | iza |
12 | what | inona |
13 | where | aiza |
14 | when | oviana (past), rahoviana (future) |
15 | how | ahoana, manahoana |
16 | not | tsy |
17 | all | ny ... rehetra |
18 | many | betsaka |
19 | some | vitsivitsy |
20 | few | kely |
21 | other | hafa |
22 | one | iray |
23 | two | roa |
24 | three | telo |
25 | four | efatra |
26 | five | dimy |
27 | big | lehibe |
28 | long | lava |
29 | wide | malalaka |
30 | thick | matevina |
31 | heavy | mavesatra |
32 | small | kely |
33 | short | fohy |
34 | narrow | tery |
35 | thin | manify, mahia |
36 | woman | vehivavy |
37 | man (adult male) | lehilahy |
38 | man (human being) | olombelona |
39 | child | zaza |
40 | wife | vady |
41 | husband | vady |
42 | mother | reny |
43 | father | ray |
44 | animal | biby |
45 | fish | trondro, hazandrano |
46 | bird | vorona |
47 | dog | alika, amboa |
48 | louse | hao |
49 | snake | bibilava |
50 | worm | kankana |
51 | tree | hazo |
52 | forest | ala |
53 | stick | kibay, tehina |
54 | fruit | voankazo |
55 | seed | voa |
56 | leaf | ravina |
57 | root | faka, fototra |
58 | bark (of a tree) | hodi-kazo |
59 | flower | voninkazo |
60 | grass | ahitra, bozaka |
61 | rope | tady |
62 | skin | hoditra |
63 | meat | hena |
64 | blood | ra |
65 | bone | taolana |
66 | fat (noun) | taviny |
67 | egg | atody |
68 | horn | tandroka |
69 | tail | rambo |
70 | feather | penina, volom-borona |
71 | hair | bolo |
72 | head | loha |
73 | ear | sofina |
74 | eye | maso |
75 | nose | orona |
76 | mouth | vava |
77 | tooth | nify |
78 | tongue (organ) | lela |
79 | fingernail | hoho |
80 | foot | tongotra |
81 | leg | ranjo |
82 | knee | luhalika |
83 | hand | tanana |
84 | wing | elatra |
85 | belly | kibo |
86 | guts | tsinay |
87 | neck | vozona, tenda |
88 | back | lamosina |
89 | breast | tratra |
90 | heart | fo |
91 | liver | aty |
92 | to drink | misotro |
93 | to eat | mihinana |
94 | to bite | manaikitra |
95 | to suck | mifiaka |
96 | to spit | mandrehoka |
97 | to vomit | mandoa |
98 | to blow | mitsoka |
99 | to breathe | miaina, misefo |
100 | to laugh | hehy, tokelaka |
101 | to see | mahita |
102 | to hear | maheno |
103 | to know | mahafantatra |
104 | to think | mieritreritra |
105 | to smell | manambolo |
106 | to fear | matahotra, manahy |
107 | to sleep | matory |
108 | to live | velona |
109 | to die | nodimandry, maty |
110 | to kill | mamono, mahafaty |
111 | to fight | miady |
112 | to hunt | mihaza |
113 | to hit | mikapoka |
114 | to cut | mandidy |
115 | to split | mamaky |
116 | to stab | manatsatoka antsy |
117 | to scratch | mikiky, mikaoka |
118 | to dig | mihady, mandavaka |
119 | to swim | milomano |
120 | to fly | manidina |
121 | to walk | mandeha |
122 | to come | avy, tonga, tamy |
123 | to lie (as in a bed) | mivelatra |
124 | to sit | mipetraka |
125 | to stand | mifoha, mitsangana |
126 | to turn (intransitive) | mihodina |
127 | to fall | mihajera |
128 | to give | manome |
129 | to hold | mitantana |
130 | to squeeze | mandray |
131 | to rub | manakasoka |
132 | to wash | manasa |
133 | to wipe | mamafa |
134 | to pull | mitifitra |
135 | to push | manosika |
136 | to throw | manoraka |
137 | to tie | mamehy, manatotra |
138 | to sew | manjaitra |
139 | to count | manisa |
140 | to say | milaza, miteny |
141 | to sing | mihira, mikalo |
142 | to play | milalao |
143 | to float | mitsinkafona |
144 | to flow | mikoriana |
145 | to freeze | mandry |
146 | to swell | mibontsina |
147 | sun | masoandru |
148 | moon | volana |
149 | star | kintana |
150 | water | rano |
151 | rain | orana |
152 | river | renirano |
153 | lake | kamory, farihy |
154 | sea | ranomasina, riaka |
155 | salt | sira |
156 | stone | vato |
157 | sand | fasika |
158 | dust | vovoka |
159 | earth | tany |
160 | cloud | rahona |
161 | fog | zavona |
162 | sky | lanitra |
163 | wind | rivotra |
164 | snow | ranomandry, lanezy |
165 | ice | rano mandry |
166 | smoke | setroka |
167 | fire | avo |
168 | ash | lavenona |
169 | to burn | may |
170 | road | lanana |
171 | mountain | tondrombohitra |
172 | red | mena |
173 | green | maitso |
174 | yellow | mavo |
175 | white | fotsy |
176 | black | mainty |
177 | night | alina |
178 | day | andro |
179 | year | taona |
180 | warm | mafana |
181 | cold | mangatsiaka |
182 | full | feno |
183 | new | vaovao |
184 | old | antitra, tonta |
185 | good | tsara |
186 | bad | ratsy |
187 | rotten | bobongolo |
188 | dirty | maloto |
189 | straight | mahitsy |
190 | round | boribory |
191 | sharp (as a knife) | maranitra |
192 | dull (as a knife) | dombo |
193 | smooth | malama |
194 | wet | mando |
195 | dry | maina |
196 | correct | mendrika |
197 | near | akaiky |
198 | far | lavitra |
199 | right | havanana |
200 | left | havia |
201 | at | izy (postposition) |
202 | in | anaty |
203 | with | amin'ny |
204 | and | sy, ary |
205 | if | raha |
206 | because | satria |
207 | name | anarana |
Indreto ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny indôneziana. Raha manana endrika maro ilay teny (fitanisana ny matoanteny, fifanarahana amin' ny kilahivavy, na amin' ny filaza isa, fiovana endrika), dia toy izao manaraka izao ny tsipelina ampiasaina:
Ho an' ny tranga manokana (tsy manana endrika tsy mitanisa, anarana kambavy, anarana amin' ny endrika milaza maro foana, ohatra), ny endrika tsotra indrindra no ampiasaina.
Inty ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny frantsay sy amin' ny teny indôneziana.
No | Teny frantsay | Teny indôneziana |
---|---|---|
1 | je | saya |
2 | tu, vous (manaja) | saudara, Anda, tuan (manaja) |
3 | il | dia |
4 | nous | kami (manilika), kita () |
5 | vous (maro) | kalian |
6 | ils | mereka |
7 | ceci, celui-ci | ini |
8 | cela, celui-là | itu |
9 | ici | di sini |
10 | là | di sana |
11 | qui | siapa |
12 | quoi | apa |
13 | où | di mana |
14 | quand | kapan |
15 | comment | bagaimana |
16 | ne ... pas | bukan, tidak |
17 | tout | semua |
18 | beaucoup | banyak |
19 | quelques | beberapa |
20 | peu | sedikit |
21 | autre | lain |
22 | un | satu |
23 | deux | dua |
24 | trois | tiga |
25 | quatre | empat |
26 | cinq | lima |
27 | grand | besar |
28 | long | panjang |
29 | large | lebar |
30 | épais | tebal |
31 | lourd | berat |
32 | petit | kecil |
33 | court | pendek |
34 | étroit | sempit |
35 | mince | tipis |
36 | femme | perempuan |
37 | homme (lehilahy lehibe) | laki-laki |
38 | homme (olona) | orang |
39 | enfant | anak |
40 | femme (vady) | istri |
41 | mari | suami |
42 | mère | ibu |
43 | père | bapak |
44 | animal | binatang |
45 | poisson | ikan |
46 | oiseau | burung |
47 | chien | anjing |
48 | pou | kutu |
49 | serpent | ular |
50 | ver | ulat |
51 | arbre | pohon |
52 | forêt | hutan |
53 | bâton | tongkat, batang |
54 | fruit | buah |
55 | graine | biji |
56 | feuille (an' ny zavamaniry) | daun |
57 | racine | akar |
58 | écorce | kulit kayu |
59 | fleur | kembang |
60 | herbe | rumput |
61 | corde | tali |
62 | peau | kulit |
63 | viande | daging |
64 | sang | darah |
65 | os | tulang |
66 | graisse | lemak |
67 | œuf | telur |
68 | corne | tanduk |
69 | queue (an' ny biby) | buntut |
70 | plume (an' ny vorona) | bulu |
71 | cheveux | rambut |
72 | tête | kepala |
73 | oreille | telinga |
74 | œil | mata |
75 | nez | hidung |
76 | bouche | mulut |
77 | dent | gigi |
78 | langue (taova) | lidah |
79 | ongle | kuku |
80 | pied | kaki |
81 | jambe | kaki |
82 | genou | lutut |
83 | main | tangan |
84 | aile | sayap |
85 | ventre | perut |
86 | entrailles, intestins | usus |
87 | cou | leher |
88 | dos | punggung |
89 | poitrine | buah dada, susu |
90 | cœur (taova) | jantung |
91 | foie | hati |
92 | boire | minum |
93 | manger | makan |
94 | mordre | gigit |
95 | sucer | hisap |
96 | cracher | ludah |
97 | vomir | muntah |
98 | souffler | tiup |
99 | respirer | nafas |
100 | rire | tertawa |
101 | voir | lihat |
102 | entendre | ndengar |
103 | savoir | tahu |
104 | penser | pikir |
105 | sentir (fanimboloana) | cium |
106 | craindre | takut |
107 | dormir | tidur |
108 | vivre | hidup |
109 | mourir | mati |
110 | tuer | bunuh |
111 | se battre | berkelahi, berantam |
112 | chasser (haza) | buru |
113 | frapper | pukul |
114 | couper | potong |
115 | fendre | belah |
116 | poignarder | tikam |
117 | gratter | gores |
118 | creuser | gali |
119 | nager | renang |
120 | voler (eny amin' ny habakabaka) | terbang |
121 | marcher | jalan |
122 | venir | datang |
123 | s'étendre, être étendu | berdusta (toetra) |
124 | s'asseoir, être assis | duduk (asa, toetra) |
125 | se lever, se tenir debout | berdiri (asa, toetra) |
126 | tourner (tsy misy zoina) | putar, belok |
127 | tomber | jatuh |
128 | donner | beri |
129 | tenir | pegang |
130 | serrer, presser | memeras |
131 | frotter | gosok |
132 | laver | cuci |
133 | essuyer | sapu |
134 | tirer | tarik |
135 | pousser | dorong |
136 | jeter, lancer | lempar |
137 | lier | ikat |
138 | coudre | jahit |
139 | compter | hitung |
140 | dire | kata |
141 | chanter | nyanyi |
142 | jouer (milalao) | main |
143 | flotter | mengapung |
144 | couler (ranoka) | mengalir |
145 | geler | membeku |
146 | gonfler (tsy misy zoina) | bertambah |
147 | soleil | mata hari |
148 | lune | bulan |
149 | étoile | bintang |
150 | eau | air |
151 | pluie | hujan |
152 | rivière | sungai |
153 | lac | danau |
154 | mer | laut |
155 | sel | garam |
156 | pierre | batu |
157 | sable | pasir |
158 | poussière | debu |
159 | terre (nofon-tany) | bumi, darat |
160 | nuage | awan |
161 | brouillard | kabut |
162 | ciel | langit |
163 | vent | angin |
164 | neige | salju |
165 | glace | es |
166 | fumée | asap |
167 | feu | api |
168 | cendre | abu |
169 | brûler (tsy misy zoina) | bakar |
170 | route | jalan |
171 | montagne | gunung |
172 | rouge | merah |
173 | vert | hijau |
174 | jaune | kuning |
175 | blanc | putih |
176 | noir | hitam |
177 | nuit | malam |
178 | jour | hari |
179 | an, année | tahun |
180 | chaud | hangat, (panas-hot) |
181 | froid | dingin |
182 | plein | penuh |
183 | nouveau | baru |
184 | vieux | lama, tua |
185 | bon | baik |
186 | mauvais | buruk, jelek |
187 | pourri | busuk |
188 | sale | kotor |
189 | droit (mahitsy) | lurus |
190 | rond | bulat |
191 | tranchant | tajam |
192 | émoussé | tumpul |
193 | lisse | licin |
194 | mouillé, humide | basah |
195 | sec | kering |
196 | juste, correct | betul |
197 | près | dekat |
198 | loin | jauh |
199 | droite | kanan |
200 | gauche | kiri |
201 | à | ke |
202 | dans | dalam |
203 | avec (miaraka) | dengan |
204 | et | dan |
205 | si (fepetra) | kalau |
206 | parce que | karena |
207 | nom | nama |
Inty ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny anglisy sy amin' ny teny indôneziana.
№ | Teny anglisy | Teny indôneziana |
---|---|---|
1 | I (1sg) | saya, aku |
2 | you (2sg) | kamu, engkau |
3 | he, she, it (3sg) | dia |
4 | we (1pl) | kami (exclusive), kita (inclusive) |
5 | you (2pl) | kalian |
6 | they (3pl) | mereka |
7 | this | ini |
8 | that | itu |
9 | here | di sini |
10 | there | di sana, di situ |
11 | who | siapa |
12 | what | apa |
13 | where | di mana |
14 | when | kapan |
15 | how | bagaimana |
16 | not | bukan, tidak |
17 | all | semua |
18 | many | banyak |
19 | some | beberapa |
20 | few | sedikit |
21 | other | lain |
22 | one | satu |
23 | two | dua |
24 | three | tiga |
25 | four | empat |
26 | five | lima |
27 | big | besar |
28 | long | panjang |
29 | wide | lebar |
30 | thick | tebal |
31 | heavy | berat |
32 | small | kecil |
33 | short | pendek |
34 | narrow | sempit |
35 | thin | tipis |
36 | woman | perempuan, wanita |
37 | man (adult male) | lelaki, laki-laki, pria |
38 | man (human being) | manusia |
39 | child | anak |
40 | wife | istri |
41 | husband | suami |
42 | mother | ibu |
43 | father | ayah |
44 | animal | binatang |
45 | fish | ikan |
46 | bird | burung |
47 | dog | anjing |
48 | louse | kutu |
49 | snake | ular |
50 | worm | cacing |
51 | tree | pohon |
52 | forest | hutan |
53 | stick | ranting |
54 | fruit | buah |
55 | seed | biji |
56 | leaf | daun |
57 | root | akar |
58 | bark (of a tree) | pepagan |
59 | flower | bunga |
60 | grass | rumput |
61 | rope | tali |
62 | skin | kulit |
63 | meat | daging |
64 | blood | darah |
65 | bone | tulang |
66 | fat (noun) | lemak |
67 | egg | telur |
68 | horn | tanduk |
69 | tail | ekor |
70 | feather | bulu |
71 | hair | rambut |
72 | head | kepala |
73 | ear | telinga |
74 | eye | mata |
75 | nose | hidung |
76 | mouth | mulut |
77 | tooth | gigi |
78 | tongue (organ) | lidah |
79 | fingernail | kuku |
80 | foot | kaki |
81 | leg | tungkai |
82 | knee | lutut |
83 | hand | tangan |
84 | wing | sayap |
85 | belly | perut |
86 | guts | usus |
87 | neck | leher |
88 | back | punggung |
89 | breast | payudara |
90 | heart | jantung |
91 | liver | hati |
92 | to drink | minum, meminum |
93 | to eat | makan, memakan |
94 | to bite | gigit, menggigit |
95 | to suck | hisap, menghisap |
96 | to spit | ludah, meludah |
97 | to vomit | muntah |
98 | to blow | tiup, meniup |
99 | to breathe | nafas, bernafas |
100 | to laugh | tawa, tertawa |
101 | to see | lihat, melihat |
102 | to hear | dengar, mendengar |
103 | to know | tahu, mengetahui |
104 | to think | pikir, berpikir |
105 | to smell | bau, membau |
106 | to fear | takut |
107 | to sleep | tidur |
108 | to live | hidup |
109 | to die | mati |
110 | to kill | bunuh, membunuh |
111 | to fight | kelahi, berkelahi |
112 | to hunt | buru, berburu |
113 | to hit | pukul, memukul |
114 | to cut | potong, memotong |
115 | to split | belah, membelah |
116 | to stab | tusuk, menusuk |
117 | to scratch | garuk, mengaruk |
118 | to dig | gali, menggali |
119 | to swim | renang, berenang |
120 | to fly | terbang |
121 | to walk | jalan, berjalan |
122 | to come | datang |
123 | to lie (as in a bed) | baring, berbaring |
124 | to sit | duduk (action, state) |
125 | to stand | diri, berdiri (action, state) |
126 | to turn (intransitive) | belok, berbelok |
127 | to fall | jatuh |
128 | to give | beri, memberi |
129 | to hold | pegang, memegang |
130 | to squeeze | peras, memeras |
131 | to rub | gosok, menggosok |
132 | to wash | cuci, mencuci |
133 | to wipe | hapus, menghapus |
134 | to pull | tarik, menarik |
135 | to push | dorong, mendorong |
136 | to throw | lempar, melempar |
137 | to tie | ikat, mengikat |
138 | to sew | jahit, menjahit |
139 | to count | hitung, menghitung |
140 | to say | kata, berkata |
141 | to sing | nyanyi, bernyanyi |
142 | to play | main, bermain |
143 | to float | apung, mengapung |
144 | to flow | alir, mengalir |
145 | to freeze | beku, membeku |
146 | to swell | bengkak, membengkak |
147 | sun | matahari |
148 | moon | bulan |
149 | star | bintang |
150 | water | air |
151 | rain | hujan |
152 | river | sungai |
153 | lake | danau |
154 | sea | laut |
155 | salt | garam |
156 | stone | batu |
157 | sand | pasir |
158 | dust | debu |
159 | earth | bumi |
160 | cloud | awan |
161 | fog | kabut |
162 | sky | langit |
163 | wind | angin |
164 | snow | salju |
165 | ice | es |
166 | smoke | asap |
167 | fire | api |
168 | ash | abu |
169 | to burn | bakar |
170 | road | jalan |
171 | mountain | gunung |
172 | red | merah |
173 | green | hijau |
174 | yellow | kuning |
175 | white | putih |
176 | black | hitam |
177 | night | malam |
178 | day | hari |
179 | year | tahun |
180 | warm | hangat |
181 | cold | dingin |
182 | full | penuh |
183 | new | baru |
184 | old | lama, tua |
185 | good | baik |
186 | bad | buruk |
187 | rotten | busuk |
188 | dirty | kotor |
189 | straight | lurus |
190 | round | bulat |
191 | sharp (as a knife) | tajam |
192 | dull (as a knife) | tumpul |
193 | smooth | halus |
194 | wet | basah |
195 | dry | kering |
196 | correct | betul |
197 | near | dekat |
198 | far | jauh |
199 | right | kanan |
200 | left | kiri |
201 | at | di |
202 | in | dalam |
203 | with | dengan |
204 | and | dan |
205 | if | kalau |
206 | because | karena |
207 | name | nama |
Indreto ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny soahily. Ny teny ialohavan-tsipika (-) dia ny fototenin' ny matoanteny na ny an' ny mpamaritra, izay tokony ampiana tovona raha hampifanarahina amin' ny mpandray anjara asa ao amin' ny fehezanteny.
Inty ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny frantsay amin' ny teny soahily.
No | Teny frantsay | Teny soahily |
---|---|---|
1 | je | mimi |
2 | tu, vous (manaja) | wewe |
3 | il | yeye |
4 | nous | sisi |
5 | vous (maro) | nyinyi |
6 | ils | wao |
7 | ceci, celui-ci | huyu (olona), hii, hiki, hili, huu |
8 | cela, celui-là | lile, ule, yule, ile, kile |
9 | ici | hapa |
10 | là | pale |
11 | qui | nani (manontany) |
12 | quoi | nini (manontany) |
13 | où | wapi (tsy mihetsika, manontany) |
14 | quand | lini (manontany) |
15 | comment | vipi (manontany) |
16 | ne ... pas | si |
17 | tout | -ote |
18 | beaucoup | sana (tena) / -ingi (maro) |
19 | quelques | baadhi ya / chache |
20 | peu | kidogo |
21 | autre | ingine |
22 | un | moja |
23 | deux | mbili |
24 | trois | tatu |
25 | quatre | nne |
26 | cinq | tano |
27 | grand | -kuu |
28 | long | -refu |
29 | large | -pana |
30 | épais | -nene |
31 | lourd | -zito |
32 | petit | -dogo |
33 | court | -fupi |
34 | étroit | -embamba |
35 | mince | -anana |
36 | femme | bibi, gashi |
37 | homme (lehilahy lehibe) | mwanamume |
38 | homme (olona) | mtu |
39 | enfant | mtoto |
40 | femme (vady) | mke |
41 | mari | mume |
42 | mère | mama |
43 | père | baba |
44 | animal | mnyama |
45 | poisson | samaki |
46 | oiseau | ndege |
47 | chien | mbwa |
48 | pou | chawa |
49 | serpent | nyoka |
50 | ver | funza, uchango |
51 | arbre | mti |
52 | forêt | msitu |
53 | bâton | fimbo |
54 | fruit | tunda |
55 | graine | mbegu |
56 | feuille (ravina) | jani |
57 | racine | mzizi |
58 | écorce | gamba |
59 | fleur | ua |
60 | herbe | nyasi |
61 | corde | kamba |
62 | peau | ngozi |
63 | viande | nyama |
64 | sang | damu |
65 | os | mfupa |
66 | graisse | mori |
67 | œuf | yai |
68 | corne | pembe |
69 | queue (an' ny biby) | mkia |
70 | plume (an' ny vorona) | unyoya |
71 | cheveux | nywele |
72 | tête | kichwa |
73 | oreille | sikio |
74 | œil | jicho |
75 | nez | pua |
76 | bouche | kinywa |
77 | dent | jino |
78 | langue (taova) | ulimi |
79 | ongle | ukucha |
80 | pied | mguu |
81 | jambe | mguu |
82 | genou | goti |
83 | main | mkono |
84 | aile | bawa, ubawa |
85 | ventre | tumbo |
86 | entrailles, intestins | utumbo |
87 | cou | shingo |
88 | dos | mgongo |
89 | poitrine | kifua |
90 | cœur (taova) | moyo |
91 | foie | ini |
92 | boire | -nywa |
93 | manger | -la |
94 | mordre | -donoa |
95 | sucer | -amwa |
96 | cracher | -tema |
97 | vomir | -tapika |
98 | souffler | -puliza |
99 | respirer | -pumua |
100 | rire | -cheka |
101 | voir | -ona |
102 | entendre | -sikia |
103 | savoir | -fahamu |
104 | penser | -fikiri, -dhani, -waza |
105 | sentir (fanimboloana) | -nukilia |
106 | craindre | -ogopa |
107 | dormir | -lala |
108 | vivre | -ishi |
109 | mourir | -fa |
110 | tuer | -ua |
111 | se battre | -pigana |
112 | chasser (haza) | -winda |
113 | frapper | -gonga, -piga |
114 | couper | -kata |
115 | fendre | -pasua |
116 | poignarder | -choma |
117 | gratter | -kuna, -parua |
118 | creuser | -chimba |
119 | nager | -ogelea |
120 | voler (eny amin' ny habakabaka) | -paa |
121 | marcher | -tembea |
122 | venir | -ja |
123 | s'étendre, être étendu | -gona (action) |
124 | s'asseoir, être assis | -keti (action, état) |
125 | se lever, se tenir debout | -amka (action) |
126 | tourner (tsy misy zoina) | -pindua |
127 | tomber | -anguka |
128 | donner | -pa |
129 | tenir | -shika |
130 | serrer, presser | -kaba, -minya, -kamua |
131 | frotter | -sugua |
132 | laver | -safisha |
133 | essuyer | -futa |
134 | tirer | -vuta |
135 | pousser | -guta |
136 | jeter, lancer | -tupa |
137 | lier | -funga |
138 | coudre | -shona |
139 | compter | -hesabu |
140 | dire | -sema |
141 | chanter | -imba |
142 | jouer (milalao) | -cheza |
143 | flotter | -elea |
144 | couler (ranoka) | -tiririka |
145 | geler | -ganda |
146 | gonfler (tsy misy zoina) | -fura |
147 | soleil | jua |
148 | lune | mwezi |
149 | étoile | nyota |
150 | eau | maji |
151 | pluie | mvua |
152 | rivière | mto |
153 | lac | ziwa |
154 | mer | bahari |
155 | sel | chumvi |
156 | pierre | jiwe |
157 | sable | mchanga |
158 | poussière | vumbi |
159 | terre (nofon-tany) | ardhi |
160 | nuage | wingu |
161 | brouillard | ukungu |
162 | ciel | mbingu |
163 | vent | homu |
164 | neige | theluji |
165 | glace | barafu |
166 | fumée | moshi |
167 | feu | moto |
168 | cendre | majivu |
169 | brûler (tsy misy zoina) | -waka |
170 | route | njia |
171 | montagne | mlima |
172 | rouge | -ekundu |
173 | vert | kijani |
174 | jaune | manjano |
175 | blanc | -eupe |
176 | noir | -eusi |
177 | nuit | usiku |
178 | jour | siku |
179 | an, année | mwaka |
180 | chaud | moto |
181 | froid | baridi |
182 | plein | -nene |
183 | nouveau | -pya |
184 | vieux | -zee |
185 | bon | -ema |
186 | mauvais | -baya |
187 | pourri | -bovu |
188 | sale | -chafu |
189 | droit (mahitsy) | nyofu |
190 | rond | duara |
191 | tranchant | chungu |
192 | émoussé | butu |
193 | lisse | -ororo |
194 | mouillé, humide | kimaji |
195 | sec | -kavu |
196 | juste, correct | sahihi |
197 | près | karibu |
198 | loin | mbali |
199 | droite | kuume |
200 | gauche | kushoto |
201 | à | pa |
202 | dans | bi, fi |
203 | avec (miaraka) | na |
204 | et | na |
205 | si (fepetra) | kama |
206 | parce que | kwa kuwa |
207 | nom | jina |
Inty ny lisitra Swadesh misy teny 207 amin' ny teny anglisy sy amin' ny teny soahily.
No. | Teny anglisy | Teny soahily |
---|---|---|
1 | I | mimi |
2 | you (singular) | wewe |
3 | he | yeye |
4 | we | sisi |
5 | you (plural) | ninyi |
6 | they | wao |
7 | this | huyu (person), hii, hiki, hili, huu |
8 | that | lile, ule, yule, ile, kile |
9 | here | hapa / huku / humu |
10 | there | pale / kule / mle |
11 | who | nani (interrogative) |
12 | what | nini (interrogative) |
13 | where | wapi (no movement, interrogative) |
14 | when | lini (interrogative) |
15 | how | vipi (interrogative) |
16 | not | si, -si-, ha- |
17 | all | -ote |
18 | many | -ingi |
19 | some | baadhi ya / chache |
20 | few | kidogo / chache |
21 | other | -ingine |
22 | one | moja / mosi |
23 | two | mbili / pili / wili |
24 | three | -tatu |
25 | four | -nne |
26 | five | -tano |
27 | big | -kubwa |
28 | long | -refu |
29 | wide | -pana |
30 | thick | -nene |
31 | heavy | -zito |
32 | small | -dogo |
33 | short | -fupi |
34 | narrow | -embamba |
35 | thin | -anana |
36 | woman | mwanamke |
37 | man (adult male) | mwanamume |
38 | man (human being) | mtu |
39 | child | mtoto |
40 | wife | mke |
41 | husband | mume |
42 | mother | mama |
43 | father | baba |
44 | animal | mnyama |
45 | fish | samaki |
46 | bird | ndege |
47 | dog | mbwa |
48 | louse | chawa |
49 | snake | nyoka |
50 | worm | funza |
51 | tree | mti |
52 | forest | msitu |
53 | stick | fimbo, mti |
54 | fruit | tunda |
55 | seed | mbegu |
56 | leaf | jani |
57 | root | mzizi |
58 | bark (of a tree) | gamba |
59 | flower | ua |
60 | grass | nyasi |
61 | rope | kamba |
62 | skin | ngozi |
63 | meat | nyama |
64 | blood | damu |
65 | bone | mfupa |
66 | fat (noun) | mori / mafuta |
67 | egg | yai |
68 | horn | pembe |
69 | tail | mkia |
70 | feather | unyoya |
71 | hair | nywele |
72 | head | kichwa |
73 | ear | sikio |
74 | eye | jicho |
75 | nose | pua |
76 | mouth | kinywa |
77 | tooth | jino |
78 | tongue (organ) | ulimi |
79 | fingernail | ukucha |
80 | foot | mguu |
81 | leg | mguu |
82 | knee | goti |
83 | hand | mkono |
84 | wing | ubawa |
85 | belly | tumbo |
86 | guts | utumbo |
87 | neck | shingo |
88 | back | mgongo |
89 | breast | ziwa, dodo |
90 | heart | moyo |
91 | liver | ini |
92 | to drink | -nywa |
93 | to eat | -la |
94 | to bite | -donoa |
95 | to suck | -amwa |
96 | to spit | -tema |
97 | to vomit | -tapika |
98 | to blow | -puliza |
99 | to breathe | -pumua |
100 | to laugh | -cheka |
101 | to see | -ona |
102 | to hear | -sikia |
103 | to know | -fahamu, -jua |
104 | to think | -fikiri, -dhani, -waza |
105 | to smell | -nukilia |
106 | to fear | -ogopa |
107 | to sleep | -lala |
108 | to live | -ishi (in a place) |
109 | to die | -fa |
110 | to kill | -ua |
111 | to fight | -pigana |
112 | to hunt | -winda |
113 | to hit | -gonga, -piga |
114 | to cut | -kata |
115 | to split | -pasua |
116 | to stab | -choma |
117 | to scratch | -kuna, -parua |
118 | to dig | -chimba |
119 | to swim | -ogelea |
120 | to fly | -paa |
121 | to walk | -tembea |
122 | to come | -ja |
123 | to lie (as in a bed) | -gona (action) |
124 | to sit | -kaa |
125 | to stand | -simama (action) |
126 | to turn (intransitive) | -pindua |
127 | to fall | -anguka |
128 | to give | -pa |
129 | to hold | -shika |
130 | to squeeze | -kaba, -minya, -kamua |
131 | to rub | -sugua |
132 | to wash | -safisha |
133 | to wipe | -futa |
134 | to pull | -vuta |
135 | to push | -guta / -sukuma |
136 | to throw | -tupa |
137 | to tie | -funga |
138 | to sew | -shona |
139 | to count | -hesabu |
140 | to say | -sema |
141 | to sing | -imba |
142 | to play | -cheza |
143 | to float | -elea |
144 | to flow | -tiririka |
145 | to freeze | -ganda |
146 | to swell | -fura |
147 | sun | jua |
148 | moon | mwezi |
149 | star | nyota |
150 | water | maji |
151 | rain | mvua |
152 | river | mto |
153 | lake | ziwa |
154 | sea | bahari |
155 | salt | chumvi |
156 | stone | jiwe |
157 | sand | mchanga |
158 | dust | vumbi |
159 | earth | ardhi |
160 | cloud | wingu |
161 | fog | ukungu |
162 | sky | uwingu, anga |
163 | wind | upepo |
164 | snow | theluji |
165 | ice | barafu |
166 | smoke | moshi |
167 | fire | moto |
168 | ash | majivu |
169 | to burn | -waka |
170 | road | njia, barabara |
171 | mountain | mlima |
172 | red | -ekundu |
173 | green | kijani |
174 | yellow | manjano |
175 | white | -eupe |
176 | black | -eusi |
177 | night | usiku |
178 | day | siku |
179 | year | mwaka |
180 | warm | moto |
181 | cold | baridi |
182 | full | -nene |
183 | new | -pya |
184 | old | -zee |
185 | good | -ema, -zuri |
186 | bad | -baya, -ovu |
187 | rotten | -bovu |
188 | dirty | -chafu |
189 | straight | nyofu |
190 | round | duara |
191 | sharp (as a knife) | chungu |
192 | dull (as a knife) | butu |
193 | smooth | -ororo |
194 | wet | kimaji |
195 | dry | -kavu |
196 | correct | sahihi |
197 | near | karibu |
198 | far | mbali |
199 | right | kuume, kulia |
200 | left | kushoto |
201 | at | pa, kwa, kwenye |
202 | in | ndani ya, katika |
203 | with | na |
204 | and | na |
205 | if | kama |
206 | because | kwa sababu, kwa kuwa |
207 | name | jina |